Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:81 - Baiboly Katolika81 Kanefa nahatoa azy tsara araka ny nandidian’i Jônatasy azy, ny miaramilany, fa nihareraka kosa ny soavalin’ireo mpitaingin-tsoavaly. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara81 Nanohitra azy ny Israelita araka ny nandidian’i Jônatàna azy, fa nihareraka kosa ny soavalin’ireo fahavalo. Jereo ny toko |