Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:80 - Baiboly Katolika

80 nefa nilazana i Jônatasy fa misy otrika eo ivohony. Nanodidina ny miaramilany ireo mpitaingin-tsoavaly, ka nandefa zana-tsipìka namely ny miaramilany, hatramin’ny maraina ka mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

80 kanefa nilazana i Jônatàna fa nisy otrika teo ivohony. Nanodidina ny miaramilany tokoa ireo mpitaingin-tsoavaly ka nandefa zana-tsipîka namelezany ny Israelita hatramin’ny maraina ka mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:80
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra