Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:8 - Baiboly Katolika

8 Raiki-tahotra mafy izy ireo, nandre fa hoe: nomen’ny mpanjaka fahefana hamonona tafika i Jônatasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Taitra dia taitra tokoa ny besinimaro, rehefa nandre fa nomen’ny mpanjaka fahefana hamory tafika i Jônatàna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra