Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:77 - Baiboly Katolika

77 Vao nilazana izany i Apôlôniosy dia nalahany hiady ny an-tsoavaly 3.000 sy ny miaramila maro;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

77 Vao nilazana izany i Apôlôny, dia nampilahatra mpitaingin-tsoavaly andiany telo sy miaramila marobe ka nizotra toy ny hanitsy ho any Asdôda, kanjo nandroso nankeo amin’ny tany lemaka noho izy nanana mpitaingin-tsoavaly maro izay nitokiany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:77
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra