Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:75 - Baiboly Katolika75 Dia lasa nitoby teo akaikin’i Jôpe izy ireo, nihidy teo anoloan’izy ireo ny tanàna, fa tao ny miaramilan’i Apôlôniosy, ka dia ny manao fahirano an’io no natombony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara75 Lasa nitoby teo akaikin’i Jôpa ny Israelita; saingy nihidy teo anoloan’izy ireo ny tanàna satria nisy andian-miaramilan’i Apôlôny tao, ka nanao fahirano an’io tanàna io ny Israelita. Jereo ny toko |