Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:74 - Baiboly Katolika74 Nentin-katezerana mafy i Jônatasy, raha nandre ny tenin’i Apôlôniosy, ka nifidy miaramila 10.000, dia niala tao Jerosalema, ary i Simôna rahalahiny koa tonga nihaona taminy, hanohana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara74 Nisarongatra i Jônatàna rehefa nandre ny tenin’i Apôlôny, ka nifidy vatan-dehilahy andiany folo, dia niala tao Jerosalema; ary nanatratra azy koa i Simôna rahalahiny miaraka amina miaramila mpanampy. Jereo ny toko |