Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:73 - Baiboly Katolika

73 Ary izao, dia tsy ho tantinao akory ny hafitsoky ny mpitaingin-tsoavaliko, sy ny tafika maro dia maro atỳ amin’ny tany lemaka, izay tsy misy vato na vatolampy, na toerana azo andosirana akory.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

73 Ary tsy ho tantinao akory izao ny hafitsoky ny mpitaingin-tsoavaliko sy ny tafiko maro dia maro, aty amin’ny tany lemaka izay tsy misy vato na vatolampy na toerana azo andosirana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:73
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra