Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:72 - Baiboly Katolika

72 Fotory ary fantaro ny amiko sy ny amin’ireo manampy ahy, iza aho, iza ireo. Fa milaza izy ireo, fa tsy hahajanona eo anoloanay ianao, satria indroa ny razanao no vaky nandositra any amin’ny tanin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

72 Fotory ary fantaro ny amiko sy ny amin’ireo mpanampy ahy. Milaza izy fa tsy hahatohitra anay ianao, satria indroa ny razanao teo amin’ny taniny ihany no vaky nandositra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:72
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra