Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:71 - Baiboly Katolika

71 Koa ankehitriny, raha matoky ny herinao tokoa ianao, midìna ho etỳ aminay atỳ amin’ny tany lemaka dia hifanao eo isika, fa momba ahy ny tanàna mafy amin’ny morontsiraka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

71 Koa ankehitriny, raha matoky ny tafikao tokoa ianao, dia midîna ho ety aminay aty amin’ny lemaka mba hifanandrina eo isika, fa miandany amiko ny tafik’ireto tanàna amoron-tsiraka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:71
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra