Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:70 - Baiboly Katolika

70 «Ianao dia ianao irery izao no mitsangan-kanohitra anay; ka tonga famazivazy sy fandàtsan’ny olona aho, noho ny aminao. Ahoana no dia ahasahianao manao ny tenanao ho mahaleo tena eo anatrehanay, ao an-tendrombohitra ao?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

70 –Ianao dia ianao irery no mitsangan-kanohitra anay; ka tonga famazivazy sy fandatsan’ny olona aho noho ny afitsokao. Ahoana no ahasahianao manao ny tenanao ho mahaleo tena eo anatrehanay, ao an-tendrombohitra ao?

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:70
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra