Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:7 - Baiboly Katolika

7 Nankany Jerosalema niaraka tamin’izay i Jônatasy, namaky ity taratasy teo anatrehan’ny vahoaka rehetra, sy teo anatrehan’izay tao amin’ny trano mimanda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Dia nankany Jerosalema tamin’izay i Jônatàna ka namaky izany taratasin’ny mpanjaka izany teo anatrehan’ny vahoaka rehetra sy teo anatrehan’ireo miaramila mpiambina ny toera-mafy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra