Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:69 - Baiboly Katolika

69 I Apôlôniosy governora tao Sele-Siria no nalain’i Demetriosa ho jeneraly ary namory tafika lehibe ilay io, ka tonga nitoby teo akaikin’i Jamnià. Teo izy naniraka tany amin’i Jônatasy, mpisorona lehibe, hilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

69 I Apôlôny, governoran’i Kôilà-Siria, no nalain’i Demetry ho jeneraly; ary namory tafika goavana ilay io ka tonga nitoby teo akaikin’i Jamnià. Tao izy no nandefa iraka nankany amin’i Jônatàna mpisorombe hilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:69
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra