Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:68 - Baiboly Katolika68 Nankararirary an’i Aleksandra mpanjaka loatra izany vaovao izany, ary niverina ho any Antiôkia izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara68 Nankararirary ny mpanjaka Aleksandra loatra izany vaovao izany, ary niverina ho any Antiôkia izy. Jereo ny toko |