Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:67 - Baiboly Katolika67 Tamin’ny taona faha-165, tonga tao amin’ny tanindrazany avy any Kreta, i Demetriosa zanak’i Demetriosa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara67 Tamin’ny taona faha-165 i Demetry, zanakalahin’i Demetry I, dia tonga tao an-tanindrazany avy any Kreta. Jereo ny toko |