Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:64 - Baiboly Katolika64 Nony nahita azy nomem-boninahitra ampahibemaso sy nampitafina jaky, ireo mpiampanga azy, dia nitsoaka avokoa izy rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara64 Nony nahita an’i Jônatàna nomem-boninahitra ampahibemaso sy nampitafina jaky kosa ireo mpiampanga azy, dia samy nitsoaka avokoa. Jereo ny toko |