Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:62 - Baiboly Katolika

62 Vao mainka nasain’ny mpanjaka nesorina aza ny fitafiana teny amin’i Jônatasy, dia nasainy nampiakanjoina jaky izy. Nony tanteraka izany didy izany, dia nasain’ny mpanjaka nipetraka teo anilany izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

62 Vao mainka nasain’ny mpanjaka nesorina aza ny fitafiana teny amin’i Jônatàna, dia nasainy nampiakanjoina jaky izy; ka notanterahina izany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:62
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra