Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:61 - Baiboly Katolika61 Nikambana hamely azy tamin’izay ny olona ratsy fanahy sasany tamin’i Israely, olona mpankahala fivavahana niampanga azy; fa tsy nohenoin’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara61 Nitambatra hamely an’i Jônatàna tamin’izay ny lehilahy israelita sasany ratsy fanahy sady mpanohitra ny lalànan’Andriamanitra, ka niampanga azy; fa tsy nohenoin’ny mpanjaka Aleksandra ireo. Jereo ny toko |