Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:60 - Baiboly Katolika60 Dia nankany Ptôlemaisa tamim-boninahitra lehibe i Jônatasy, ka nihaona tamin’ireo mpanjaka roa lahy tao, volafotsy sy volamena ary fanatitra betsaka no natolony azy ireo sy ny tandapany, ka nahazo sitraka tamin’izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara60 Dia nankany Ptôlemaîda tamim-pomba manetriketrika i Jônatàna, ka nihaona tamin’ireo mpanjaka roa lahy tao; volamena sy volafotsy ary fanomezana betsaka no natolony azy sy natolony an’ireo atao hoe sakaizan’ny mpanjaka, hany ka nahazoany sitraka izany. Jereo ny toko |