Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:6 - Baiboly Katolika

6 Nomeny fahefana izy haka miaramila, hanao fiadiana, hilaza azy ho mpihavana aminy, ary nodidiany haverina aminy ny olona voatana ho antoka tao amin’ny trano mimanda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Dia nomen’i Demetry fahefana i Jônatàna mba hamory tafika sy hamboatra fitaovam-piadiana ary hitonon-tena ho mpiara-miasa amin’ny mpanjaka; nodidian’i Demetry koa ny hamerenana amin’i Jônatàna ny Israelita voatana ho antoka tao amin’ny toera-mafin’i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra