Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:59 - Baiboly Katolika59 Nanoratra taratasy tany amin’i Jônatasy koa i Aleksandra mpanjaka, niantso azy hihaona aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara59 Avy eo dia nanoratra taratasy tamin’i Jônatàna i Aleksandra mpanjaka, hiantsoany azy hihaona aminy. Jereo ny toko |