Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:58 - Baiboly Katolika58 Tonga nitsena azy i Aleksandra mpanjaka, dia nomeny ho vadin’io i Kleopatra zanany vavy, ka tao Ptôlemaisa no natao malaza sy manetriketrika araka ny fanaon’ny mpanjaka ny fampakarana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara58 Tonga hihaona tamin’i Ptôlemeo i Aleksandra mpanjaka; dia nomen’i Ptôlemeo ho vadin’io i Kleôpatra zanany vavy, ka tao Ptôlemaida no nanaovana ny fampakarana, araka ny fomba malaza sy manetriketrika sahaza ny mpanjaka. Jereo ny toko |