Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:56 - Baiboly Katolika

56 Ary ny amin’ny zavatra nosoratanao, dia hotanterahiko! Ary amin’izao dia hataoko ho anao izay nosoratanao, fa tongava hitsena ahy any Ptôlemaisa, mba hifankahita tava isika, dia hataoko vinantoko ianao, araka ny faniriana voalazanao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

56 Ary ny amin’ny zavatra nosoratanao, dia hotanterahiko izao. Eny, ho rafozandahinao aho araka ny voalazanao, kanefa tongava hihaona amiko any Ptôlemaida mba hifanatri-tava isika.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:56
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra