Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:55 - Baiboly Katolika55 Izao no navalin’i Ptôlemea mpanjaka: «Sambatra ny andro nidiranao ho eo amin’ny tanindrazanao, sy nipetrahanao eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara55 Ny valin-teny nataon’i Ptolemeo mpanjaka tamin’i Aleksandra kosa dia toy izao: –Fanambinana tokoa ny andro niverenanao ho eo amin’ny tanin-drazanao sy nipetrahanao eo amin’ny sezafiandrianan’ny fanjakany. Jereo ny toko |