Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:53 - Baiboly Katolika53 Nandrafitra ady taminy aho, dia naharesy azy, izy sy ny tafiny; ka tafasandratra eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara53 Rafitra ady tamin’i Demetry manko aho, dia naharesy azy sy ny tafiny, ka tafasandratra eo amin’ny sezafiandrianan’ny fanjakany. Jereo ny toko |