Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:52 - Baiboly Katolika52 «Tafiditra eto amin’ny fanjakako aho, ary tafapetraka amin’ny seza fiandrianan’ny razako; nahazo ny fanjakana indray aho tamin’ny nandreseko an’i Demetriosa, ary mahazo mahazaka ny taninay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara52 –Tafaverina eto amin’ny fanjakako aho ary tafapetraka amin’ny sezafiandrianan’ny razako. Nandray ny fahefana aho tamin’ny nandreseko an’i Demetry; ary azonay indray ny taninay. Jereo ny toko |