Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:51 - Baiboly Katolika51 Nandefa ambasadaoro ho any amin’i Ptôlemea mpanjakan’i Ejipta i Aleksandra, nohafarany hilaza aminy hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara51 Tamin’izay i Aleksandra no nandefa masoivoho ho any amin’i Ptôlemeo mpanjakan’i Ejipta ka nampitondra izao hafatra manaraka izao: Jereo ny toko |