Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:49 - Baiboly Katolika49 Dia rafitra ny adin’ireto mpanjaka roa lahy, ka vaky nandositra ny tafik’i Demetriosa ka nenjehin’i Aleksandra; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara49 Dia rafitra ny adin’ireto mpanjaka roa lahy, ka vaky nandositra ny tafik’i Demetry; saingy nanenjika azy i Aleksandra ary nahery kokoa noho ny miaramilan’i Demetry ny azy. Jereo ny toko |