Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:48 - Baiboly Katolika48 Namory tafika lehibe i Aleksandra mpanjaka, ka nandroso hamely an’i Demetriosa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 Namory tafika goavana i Aleksandra mpanjaka, ka niroso hamely an’i Demetry. Jereo ny toko |