Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:47 - Baiboly Katolika

47 Ka dia tapa-kevitra izy ireo fa homba an’i Aleksandra, ka ny fanekem-pihavanana avy aminy no tsaratsara kokoa teo imason’izy ireo, ka dia nijanona ho mpikambana aminy mandrakariva izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 Ka dia tapa-kevitra izy ireo fa homba an’i Aleksandra, satria ny tenan’ity mpanjaka ity no nisantatra ny fifandraharaham-pihavanana taminy; ka nandritra ny androm-piainan’i Aleksandra dia nijanona ho mpiandany aminy hatrany ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:47
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra