Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:45 - Baiboly Katolika

45 Fanampin’izany, ny lany amin’ny fanaovana ny mandan’i Jerosalema sy fanamafisana ny manodidina azy koa, halaina amin’izay miditra ho an’ny mpanjaka; torak’izany koa ny fananganana ny mandan’i Jodea.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

45 Ny lany amin’ny fanamboarana ny mandan’i Jerosalema sy fanamafisana ny manodidina azy dia hotsoahina amin’io tahirim-bolan’ny mpanjaka io ihany; toraka izany koa ny fanamboarana manda hafa ao Jodea.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:45
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra