Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:44 - Baiboly Katolika44 Ny lany amin’ny fanaovana na fanamboarana ny fitoerana masina koa, dia halaina amin’izay miditra ho an’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara44 Ny lany amin’ny fanamboarana na fanavaozana ny tempoly dia hotsoahina amin’ny tahirim-bolan’ny mpanjaka. Jereo ny toko |