Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:43 - Baiboly Katolika

43 Na iza na iza nialoka tao amin’ny fitoerana masina ao Jerosalema na tao anatin’ny mandany manodidina, mbola ananan’ny fanjakana hetra na ananan’olona trosa hafa, dia afaka izy miaraka amin’ny fananany rehetra, eto amin’ny fanjakako.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 Na iza na iza nialoka tao amin’ny tempolin’i Jerosalema na tao amin’ny faritra voafefy manodidina azy, ka mbola ananan’ny fanjakana trosa na voarohirohy amin-javatra hafa, dia ho afaka amin’izany izy; ary tsy hisy ho voatazona ny harena rehetra ananany eto amin’ny fanjakako.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:43
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra