Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:42 - Baiboly Katolika

42 Fanampin’izany, ny volafotsy 5.000 sikla nesorin’ny lehibe isan-taona tamin’izay nilaina ao amin’ny fitoerana masina, ka nalainy tamin’ny vola voatendry ho azy, dia hafoy ho azy, fa an’ny mpisorona manao ny fanompoana ao izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Ankoatra ireo tombontsoa ireo, ny volafotsy fitopolo kilao izay nesorina tamin’ny fananan’ny tempoly araka ny vola miditra ho azy isan-taona dia tsy hoesorina intsony satria anjaran’ny mpisorona manao ny fanompoany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:42
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra