Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:41 - Baiboly Katolika41 Ny ambiny rehetra tsy naloan’ny mpamory sahala amin’ny taona taloha, dia haloany amin’ny ho avy hanaovana ny fanompoana amin’ny tempoly. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Ny ambim-bola rehetra dia tsy narotsaky ny mpamory azy na oviana na oviana tamin’ny taona taloha; fa amin’ny ho avy kosa dia harotsany ho an’ny asan’ny tempoly izany. Jereo ny toko |