Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:40 - Baiboly Katolika

40 Ary izaho koa manome volafotsy 15.000 sikla, isan-taona, alaina amin’ny volam-panjakana amin’izay tanàna mety.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Izaho koa isan-taona dia vonon-kanome volafotsy 200 kilao izay alaina amin’ny volam-panjakana any amin’izay toerana mety hanangonana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:40
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra