Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:39 - Baiboly Katolika39 Ary i Ptôlemaisa mbamin’ny faritaniny dia homeko ho an’ny fitoerana masina ao Jerosalema, hiantohana ny lany amin’ny fombam-pivavahana atao ao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 I Ptôlemaîda sy ny faritra miankina aminy dia homeko ho an’ny tempolin’i Jerosalema mba hiantohana ny lany amin’ny fanompoam-pivavahana fanao ao. Jereo ny toko |