Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:38 - Baiboly Katolika

38 Ny faritany telo amin’i Samaria nakambana amin’i Jodea dia hakambana sy hisaina ho iray aminy, ka tsy hanaiky fahefana hafa afa-tsy ny an’ny mpisorona lehibe.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Ny faritra telo ao Samaria, izay nakambana tamin’i Jodea, dia ho voakambana aminy tokoa sy ho voaisa ho iray aminy, ka tsy hanaiky fahefana hafa ankoatra ny an’ny mpisorombe.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:38
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra