Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:37 - Baiboly Katolika37 ary maro no horaisina amin’ny raharaham-panjakana ilàna olo-mahatoky; fanampin’izany, izy miaramila iray laharana eo ihany no hangalana ny lehibe hifehy azy, sady samy hanao toe-piainana araka ny lalàny izy, araka ny efa nandidian’ny mpanjaka amin’ny tanin’i Jodà. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 misy koa hotendrena amin’ny raharaham-panjakana ilana olo-mahatoky. Fanampin’izany, izy miaramila iray laharana eo ihany no hifidianana ny manamboninahitra hifehy azy; ka samy hanao toe-piainana araka ny lalànany izy, araka ny nandidian’ny mpanjaka azy tao amin’ny tanin’i Jodea. Jereo ny toko |