Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:36 - Baiboly Katolika

36 Hisy Jody hatramin’ny 30.000, halatsaka amin’ny tafiky ny mpanjaka, ka homena karama, toraky ny miaramila rehetra karamain’ny mpanjaka. Hapetraka ao amin’ny tanàna mimanda lehibe, an’ny mpanjaka, ny sasany amin’izy ireo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Vatan-dehilahy jiosy mahatratra andiany telopolo no halatsaka amin’ny tafiky ny mpanjaka, ary homen-karama tahaka ny miaramila rehetra karamain’ny mpanjaka. Tanana mimanda vaventy, an’ny mpanjaka, no hametrahana ny sasany amin’ireo;

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:36
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra