Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:35 - Baiboly Katolika35 Ka tsy misy mahazo manenjika ny iray amin’izy ireo, na mitory azy amin’ny fitsarana, na inona na inona raharaha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 amin’ireo andro ireo, dia tsy misy olona mahazo manenjika Jiosy hampanefa trosa azy na manabataba azy amin-draharaha isan-karazany. Jereo ny toko |