Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:34 - Baiboly Katolika34 Ny fety lehibe rehetra, ny sabata, ny voalohan’ny volana, ny andro voatendry, ny hateloana mialoha na manaraka ny fety lehibe, dia ho andro fanafahana amam-pahafahana ho an’ny Jody rehetra eto amin’ny fanjakako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Mandritra ny fety lehibe rehetra sy ny sabata mbamin’ny voalohan’ny volana sy ny fety hafa voadidy, ary koa mandritra ny andro telo mialoha sy manaraka ny fety lehibe, ny Jiosy rehetra eto amin’ny fanjakako dia ho afaka amin’ny fandoavana haba sy fanefàn-trosa; Jereo ny toko |