Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:33 - Baiboly Katolika

33 Ny Jody rehetra nentin-ko babo avy amin’ny tanin’i Jodà ho any amin’ny fanjakako manontolo, dia alefako ho afaka tsy mandoa avotra; sitrako ny hahafoizan’ny olon-drehetra ho azy ny hetra na dia ny amin’ny biby aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Ny Jiosy rehetra, natao babo avy amin’ny tanin’i Jodea ho any amin’ny fanjakako manontolo any, dia votsorako ho afaka sady tsy mandoa onitra; izy rehetra no sitrako hafahana amin’ny hetra, na dia ny hetra momba ny biby aza.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:33
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra