Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:32 - Baiboly Katolika

32 Afoiko koa ny fahefako amin’ny trano mimanda ao Jerosalema, ka omeko ny mpisorona lehibe, hametrahany izay olona hofidiny hiambina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Afoiko mbamin’ny fahefàko amin’ny toera-mafy ao Jerosalema, ka omeko ny mpisorombe izany toerana izany hametrahany an’izay olona hofidiny hiambina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:32
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra