Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:30 - Baiboly Katolika

30 ny ampahatelon’ny vokatry ny tany, sy ny antsasaky ny vokatry ny hazo mamoa, izay anjarako, dia afoiko ho anareo, izao mason’andro anio izao; ary amin’izao sisa izao, na amin’ny fotoana inona, na amin’ny fotoana inona, dia tsy mampandoa na inona na inona intsony aho, na amin’ny tanin’i Jodà, na amin’ny faritany telo any Samaria sy Galilea izay voakambana aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 manomboka izao anio izao ny ampahatelon’ny vokatry ny tany ary koa ny antsasaky ny vokatry ny hazo mamoa, izay samy anjarako, dia afoiko ho anareo; eny, manomboka izao anio izao sy amin’ny fotoana ho avy rehetra, dia tsy hampandoaviko ireny intsony na ny tanin’i Jodea na ny faritra telo ao Samaria izay voatambatra aminy na i Galilea.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:30
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra