Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:3 - Baiboly Katolika

3 Niaraka tamin’izany, nandefa taratasy misy tenim-pihavanana i Demetriosa ho any amin’i Jônatasy, sady nampanantena hanandratra azy amin’ny voninahitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ankoatra izany, nandefasan’i Demetry taratasy mirakitra tenim-pihavanana i Jônatàna, sady nampanantenainy fa hasandrany voninahitra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra