Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:29 - Baiboly Katolika29 Hatramin’izao ankehitriny izao afahako ianareo, ary ny Jody rehetra dia alako tsy handoa hetra na haban-tsira amam-pehiloha fanome ny mpanjaka; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Izao ankehitriny izao no anafahako anareo ka ny Jiosy rehetra dia tsy ampandoaviko ny hetra na ny haban-tsira na ny vola hasin’ny mpanjaka; Jereo ny toko |