Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:27 - Baiboly Katolika27 Ary amin’izao, dia mahareta miraiki-po aminay fa hovalianay soa izay ataonareo ho anay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Koa ankehitriny mahareta miraiki-po aminay hatrany ianareo fa hovalianay soa izay hataonareo ho anay. Jereo ny toko |