Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:26 - Baiboly Katolika

26 Notananareo tsara ny fanekena natao taminay, tohizinareo ny fihavanana aminay, ary tsy mikambana amin’ny fahavalonay ianareo; nandre izany izahay ka faly noho izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Renay sady nahafaly anay ny nitazonanareo mafy ny fifanekena nataonareo taminay sy ny nampaharetanareo ny fisakaizana taminay ary ny tsy fiandanianareo tamin’ny fahavalonay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra