Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:24 - Baiboly Katolika

24 Izaho koa mba handefa teny hitaona azy, sy hanolotra voninahitra ambony amam-panomezana ho azy, mba ho tonga mpanampy ahy izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Izaho koa mba hanoratra ho an’ny Jiosy amin’ny teny hahataona azy sy hanolotra voninahitra ambony amam-panomezana ho azy mba hahatonga azy ho mpanampy ahy.»

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra