Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:21 - Baiboly Katolika21 Dia niakanjo ny fanamiana masina i Jônatasy tamin’ny volana fahafiton’ny taona faha-160, tamin’ny fetin’ny Tabernakla, ary namonona tafika izy, sady nanao fiadiana betsaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Dia niakanjo ny fanamiana maha mpisorombe i Jônatàna tamin’ny volana fahafiton’ny taona faha-160, tamin’ny fetin’ny Tranotomboka; ary namory tafika koa izy sady namboatra fitaovam-piadiana betsaka. Jereo ny toko |